| Entrée (1/2) | 1 fisahanana |
| Radical | 2 sahana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha maro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery [1.1] |
| Explications en français |
5 L’action de faire face à un travail [1.3#557] |
| Exemples |
6 Ny fisahanana ny asa aman-draharahan'ny mpanao gazety dia voalamina araka ny lalàna.
[1.320#]
7 Amin' izany fandaminana izany, dia afaka mampihatra tanteraka ny fahefany ny Fanjakana amin' ny fisahanana irery ny andraikitra amin' ny fandaminana ny raharaham-pifidianana. [4.27#] |
| Entrée (2/2) | 8 fisahañana |
| Partie du discours | 9 nom |
| Explications en malgache |
10 fitsapana [Taimoro]
[1.78] 11 fanoharana, fanandramana [Tanala] [1.78] |
| Anagrammes | 12 fisahañana, fisahanana |
| Mis à jour le 2025/10/12 |
|