|
|
|
|

Teny iditra1  fanandramana
Fototeny  2 andrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany. [1.1]
5 asa fanaporofoana na fanamarinana na fampisongadinana fisehon-javatra iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 l'essai, l'expérience, l'épreuve, la dégustation. [1.3#39]
7 expérience, expérimentation. [1.13]
Ohatra  8  Ny tenako no nanaovako fanandramana. [2.499#]
9  Santatra sy fanandramana aloha no hatao; [2.356#]
10  Aoka aho izay amin' ny tsapatsapa sy ny fanandramana. [2.4#]
11  Niseho ho mpandini-javatra sy sahisahy nanao fanandramana loatra izy io. [2.643#]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 fanandramana, 14 fandramanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09