Entrée | 1 firaisam-pokontany |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1] |
Explications en français |
4 littéralement "union des collectivités"; sous le régime Ratsiraka, arrondissement (correspond aux cantons de l'époque coloniale et du régime Tsiranana) [1.5] |
Exemples |
5 Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”.
[4.27]
|
Vocabulaire | 6 Politique |
Synonymes | 7 firaisana |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |