|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  firaisana
Fototeny  2 iray
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 union; agreement. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 union; accord. [1.8]
6 rapport sexuel, accouplement. [1.13]
Ohatra  7  Ho amin' ny firaisana no nahatongavany. [2.356#]
8  Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra. [2.332#]
Mpanahaka  9  filomiana
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  firaisana
Fototeny  13 iray
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany. [1.1]
Voambolana  16  Pôlitika
Tovy hevitra  17 firaisam-pokontany

Fivaditsoratra  18 Farisiana, 19 firaisana, 20 fisariana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09