|
|
|
|

Teny iditra 1  fikambanana
Fototeny  2 kambana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery
5 Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a society, an organization [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 L’action de se réunir, de s’unir, l'union, la jonction, l'ajustement, l’association, compagnie, société, congrégation [1.3#307]
8 association, organisation [1.8, 1.13]
9 société, congrégation [1.8]
10 groupement [1.13]
Ohatra  11  Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana. [2.332#72]
12  Efa hitan' ny masonareo koa ny herin' ny fikambanana. [2.69#132]
13  Mitondra ny anaran' ny fikambanana ihany ny faritra voavoly. [2.445#67]
14  Lanin' ny sainao izao ny rijan-kevitra ajoron'ny fikambanana iray! [2.503#50]
Mpanahaka  15  fianta, 16  fianta, 17  fimpima, 18  fimpima, 19  fimpimi, 20  fimpimi, 21  fisamia, 22  fisamia, 23  fram, 24  fram, 25  fsm, 26  fsm, 27  ftpsa, 28  ftpsa
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  31 fanakambina, fikambanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07