|
|
|
|

Teny iditra1  Fimpima
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikambanan' ny mpikabary malagasy (fikambanana, mpikabary, malagasy). [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Malagasy Speakers Association. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Association des orateurs malgaches. [3.1]
Voambolana  6  Fikambanana
Teny nalaina  7  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  8 Fimpima, 9 mifampi~

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/03