|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  fihary
Fototeny  2 hary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony [1.1]
5 taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 glande [1.13]
Ohatra  7  fihary ny Vihindahy Mihitatra lo tranga io dia mpahazo ireo lehilahy mihoatra ny 40 taona. [2.424#]
Voambolana  8  Haiaina
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)11  fihary
Fototeny  12 hary
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Fomba entina mihary, mitady [1.1]

Teny iditra (3/5)15  fihary
Fototeny  16 hary
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18 Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary [1.1]

Teny iditra (4/5)19  fihary
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 ompiana, fiompy [Bara] [1.78]

Teny iditra (5/5)22  fihary
Fototeny  23 hary
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny anglisy  25 for omby, an ox, lit. wealth. [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  26 farihy, fihary, 27 fihira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09