|
|
|
|

Teny iditra1  fiompy
Fototeny  2 ompy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby
5 Ompiana matetika: Biby fiompy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner [1.3#465]
Ohatra  7  Mila misotro rano madio ny biby fiompy. [2.117#]
8  Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io. [2.606#]
Voambolana  9  Toe-karena: fiompiana
Kamban-teny rehetra  10 biby fiompy

Fivaditsoratra  fiompy, 11 mpifoy, 12 mpiofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09