| Entrée | 1 fiahiana |
| Radical | 2 ahy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fikarakarana, fitandremana lehibe: Ho an' ny vehivavy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony ho tampon-dohan-draharahany [1.1] |
| Explications en français |
5 La sollicitude, les soins [1.3#8] |
| Exemples |
6 Lazao azy fa ny ankabeazan'ny vehivavy rehetra dia mitovy fiahiana aminy.
[2.424#]
7 Nefa na izany aza no fiahiana atao, dia mandroso mihamafy hiany ny aretina. [2.59#] 8 Ny toerana fiahiana ara-panahy sokajin' olona manokana ihany no maningana amin' izany. [4.27#] |
| Anagrammes | 9 fiahiana, 10 fiaihana, 11 ifiahana, 12 ihafiana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|