| Entrée | 1 feo | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany) [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.] [1.2] 5 the voice a sound [1.7] | 
| Explications en français | 6   voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent) figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande) [1.3] 7 la voix un son [1.8] | 
| Exemples | 8   hoy ny feo henon-dRivo namaly azy.
[2.529#153] 9 Maharenina, hoy ny feo avon' Idada. [2.332#117] 10 henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry! [1.267#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 18 61 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 19 Son | 
| Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 21 efo, 22 feo, 23 foe | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |