|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  fay
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated.. [1.2]
5 sickened, disgusted, forewarned by past experience. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément. [1.3]
7 qui n'a pas envie de. [1.196]
8 dégoûté par une expérience fâcheuse. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  21  afondoloafonangatra, 22  lao, 23  leomboananana, 24  masovoasakay, 25  nahitafaisana, 26  nandraynykiho, 27  tsytiahiherika, 28  tsytiamainty, 29  tsytiamololo, 30  tsytiaveroka
Kamban-teny rehetra  31 faiboha

Teny iditra (2/5)32  fay
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34 fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  35 lime. [1.13]
Voambolana  36  Fitaovam-piasana
Kamban-teny rehetra  37  Fikambanana 15 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)38  fay
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40 vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  41 faille. [1.13]
Voambolana  42  Haibolantany
Mpanahaka  43  etry, 44  tresaka
Kamban-teny rehetra  45 lemaky ny fay

Teny iditra (4/5)46  fay
Sokajin-teny  47  anarana
Fanazavàna teny malagasy  48 karazana trondro. [Taimoro] [1.78]
49 Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  50 a kind of fish with a rough skin. [1.2#149]
Voambolana  51  Haibiby: trondro

Teny iditra (5/5)52  fay
Sokajin-teny  53  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  54 rough. [Provincial] [1.2#149]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  56 afy, 57 fay, 58 fia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09