|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  etry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Fohy, tsy mahataka-javatra, zeny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 humbled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on abaisse, qu'on humilie [1.8]

Teny iditra (2/4) 7  etry
Sokajin-teny  8  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  24 Enti-milaza fitambotsorana na fidinana ho amin' ny ambany sy ny iva
25 Fanivaivana, fanazimbana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26 abaissement, affaissement, tassement, diminution en hauteur, en grade, en rang; humiliation [1.3]
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how etry

Teny iditra (3/4) 28  etry
Sokajin-teny  29  anarana
Haiendriteny 
30  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  31 vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  32 faille [1.13]
Voambolana  33  Haibolantany
Mpanahaka  34  fay, 35  tresaka

Teny iditra (4/4) 36  etry
Sokajin-teny  37  anarana
Haiendriteny 
38  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  39 [Antemoro] lambahoany, kitamby, salaka [1.78]
40 [Antesaka+Tanala] fehinkibo [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  41 [Antesaka] ceinture [1.82]
Voambolana  42  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  etry, 43 rety, 44 tery, terỳ

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14