Entrée afondolo afonangatra
Mots élémentaires afondolo ; afonangatra
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [1.10]
 Teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [1.1]
Explications en français Avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [1.3]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/04/16