|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fatsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fantsika. [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 a sharp point. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 pointe de tour. [1.13]
Tovy hevitra  6 fasy
Kamban-teny rehetra  7 angalifatsy

Teny iditra (2/4)8  fatsy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10 the spur of a cock. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 ergot (du coq). [Taisaka] [1.82]
12 ergot. [1.13]
Voambolana  13  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  14 fantsy

Teny iditra (3/4)15  fatsy
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 tsilo. [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
18 tsilo, roy: Soky añaty fatsy hita mandy fany tsy rambejina (sokina anati-tsilo hitan'ny maso fa tsy azon'ny tanana). [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  19 épine (des plantes). [Taisaka] [1.82]
20 épine. [1.13]
21 (fatsy : ergot, épine) Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae).. [Taifasy, Taisaka] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)23  fa tsy
Sokajin-teny  24  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  25 but not. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  26 mais pas. [3.1]
Ohatra  27  Angamba fa tsy fantatro [2.643#178]
28  Soa ihany fa tsy nisy voa [2.588#136]
29  Matokia fa tsy hisy maty ireo [1.437]

Fivaditsoratra  30 fatsy, fa tsy, 31 tsifa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10