|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fantsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin' ny ranjon' ny akoholahy ka entiny miady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the spur of a cock. See fatsy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 ergot. [1.3]
Ohatra  6  Nilaozany nijery akoho nifamely fantsy. [2.442]
7  Aza akoholahy lava fantsy nefa tsy haneno. [2.558]
8  Fa ny trano be rovitra an-tanety sy ny saonjo intelo ranonorana sy ny ondrilahy mivadi-tandroka sy ny akoholahy lava fantsy no tianay! [2.298]
Voambolana  9  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  10 fatsy
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  fantsy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 Épines ; nom général des arbustes épineux. Plus spécialement :. [Merina, Betsileo]
16 des gymnosporia : Gymnosporia leptopus (Tul.) Baker et Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). Bois nerveux : on en fait des cannes..
17 des carissa : Carissa edulis var. subtrinervia Pichon et Carissa madagascariensis Thouars ex Poir. (Apocynaceae).. [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  19 fantsikahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20 fantsy, 21 fintsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09