|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fasina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin' ny faritany sasantsasany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 ancienne prononciation of fasana.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Ary ny mpanefy manely ny vola halao fasina, tao amin' Andriamamba.
[2.48]
|
| Kamban-teny rehetra | 6 Ampasimpotsy |
| Teny iditra (2/2) | 7 fasina |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 (fasiña) fasika.
[Taimoro, Tanala]
[1.78] 10 fasika. [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] [1.78] 11 Moron-dranomasina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 a provincial word for fasika.
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 fañasy, 15 fanisa, 16 fasina, 17 fisana, 18 safina, 19 Sifaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|