|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fasika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
5 sand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 sable [1.8]
Ohatra  7  Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356#62]
8  Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442#94]
Voambolana  9  Haibolantany
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  fasika
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
Sampanteny 
Anarana :

Fivaditsoratra  fasika, 17 fikasa, 18 fisaka, fisàka, 19 sifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21