|
|
|
|

Teny iditra1  fasana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a grave, a tomb. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 tombeau, tombe. [1.3, 1.8]
6 caveau, mausolée. [1.3]
Ohatra  7  Ilay fasana|fasako, fasana|fasako ihany
fa ny foko dia fasana|fasako koa!
Io no fasana|fasako ivelan'ny tany,
io no fasana|fasako iray, faharoa!

8  Ny fasana no fasana, ka ny raha naterina ao aminy. [2.245]
9  Dia nasainy novorina ny vahoaka ho any amin' ny fasana. [2.69]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Mpanahaka  13  kibory
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly
Sary 

Fivaditsoratra  17 fanasa, 18 fasana, 19 Safana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09