| Entrée | 1 fary raiki-bololona |
| Partie du discours | 2 locution |
| Mots élémentaires | 3 fary, raikitra, vololona |
| Explications en malgache |
4 [1.1] fary mbola miaraka amin'ny tendrony misy ny raviny sy ny vololon-draviny ka entina amin'ny famorana sy ny alavolonjaza ary ifandrombahan'ny vehivavy maniry hiteraka |
| Exemples |
5 [2.48] dia maka fantàka hitsitsihana; dia maka fary raiki-bololona; dia maka volotara hatao oha-jaza
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|