|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fary |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a particle expressing the certainty of what one has given utterance to: Certainly, That is true, Is it not so?
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [Tankarana] c'est vrai.
[1.19] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fary |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Zavamaniry toy ny bararata ny habeny, misy vaniny sy tonony, ary fifiaka fa mamy ny ranony ka mahatonga azy hanaovana siramamy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 [Sakalava] the sugar-cane. Used formerly in the ceremony of circumcision. Saccharum officinale, L. [Friendly Is. poria (?).] Same as fisika
[1.2] 9 sugar cane [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 canne à sucre
[1.8] 11 [Merina+Betsileo+Sihanaka+Betsimisaraka+Sakalava] Nom général de la canne à sucre, Saccharum officinarum L. (Poaceae). On en cultive de nombreuses variétés portant chacune un nom spécial. 12 -- Dans le centre (merina, betsileo) farimanga : canne à tige violette ; farifisoitra : à tige épaisse, riche en sucre, particulièrement appréciée pour être mangée fraîche ; farigasy (gasy est l'abréviation de malagasy : malgache) : à tige mince avec noeuds peu marqués, anciennement introduite ; farivazaha, au contraire, pour les variétés améliorées d'introduction récente. Le nom de fari-maola ne désigne pas une variété particulière mais la canne lorsqu'elle est utilisée dans les cérémonies rituelles : circoncision, première coupe des cheveux d'un enfant, etc. 13 -- Sur la côte Est (Betsimisaraka) : barikavany, farimainty, canne à tige noire ou violet foncé ; farimbazaha variétés d'introduction récente ; farivolo, à tige jaune clair, autrefois très répandue. [1.196] 14 [Sakalava-Mayotte] canne à sucre [1.405] |
| Ohatra |
15 mamy ihany ny fary, fa toa hazo;
[2.69#239]
16 Akondro na fary no mba nentiny nody! [2.356#20] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry: ahitra |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 23 misy ny teny how fary |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fary, 22 fira, 23 rafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|