|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 farana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fahatapahana, fahavitana, fampitoviana tantana: Tsy tsara farana itỳ tsihy itỳ.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the end, a limit.
[1.7] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 14 farany |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 16 farana |
| Fototeny | 17 fara |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 to be scraped, to be loosened, as threads at the end of the warp..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/5) | 24 faraña |
| Sokajin-teny | 25 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 misalasala.
[Taimoro]
[1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 27 farana |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 (le sens général de farana, c'est la fin, la terminaison ; mais en vannerie, c'est l'action de rogner les bouts, tout ce qui dépasse) Scirpus corymbosus L. (Cyperaceae) . Très utilisé en sparterie : nattes, soubika, etc. On s'en sert surtout pour les extrémités, pour la finition des ouvrages parce qu'il est solide, de long usage..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 31 Faràna |
| Sokajin-teny | 32 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
33 Paran.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 Parân.
[2.996] |
| Voambolana | 35 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 36 Toko sy andininy momba Faràna |
| Fivaditsoratra | 37 fañara, 38 faraña, farana, Faràna, 39 rafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|