|
|
|
|

Teny iditra1  faranana
Fototeny  2 farana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vitaina, taperina, asiana farany: Farano ny resaka fa efa lava loatra.
5 Alana ny romoromo aminy: Tsy nofarananao tsara itỳ boky itỳ?.
6 Ampitoviana tantana: Nofaranany ny nifiny kamahafinaritra ny mijery azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be made even, to have inequalities removed, as the edges of a book, cloth, hair, or boards; to be gathered up at the end, as papers at an examination, etc.. [1.2]
8 to be cut off at the end; to be ended; to be limited. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 dont on découpe le bout; qu'on termine; qu'on limite. [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 fananara, 15 fanarana, fañarana, 16 faranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10