|
|
|
|

Teny iditra1  fanjakan' i Baroa
Singan-teny  2 fanjakana, 3 Baroa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fanjakana baroa] 6 A state of lawlessness [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3]
Ohatra  8  Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa. [2.503]
Tovy hevitra  9 fanjakana raban-tsahona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12