Entrée Baroa
Partie du discours nom proverbial [liste complète]
Explications en malgache Tompo, andriana, mpanjaka. Anarana miraikitra amin' ilay fitenenana malaza hoe fanjakana i baroa, ilazana ny raharaha, na ny tokantrano, na ny fanjakana, ets., mikorontana, tsy misy filaminana, tsy ampanarahina fitsipika na lalàna velona, ka hararaotin' ny fetsy hahazoany tombon-tsoa ho an' ny tenany fotsiny, araka ilay hoe "samy manao izay hihinanany"... [1.10]
 Anarana mpitondra fanjakana iray, izay tsy fantatra marina raha nisy aratantara fa nanaovana ohatra amin' ny fitondrana baranahiny, tsy misy lalàna, ka samy manao izay tiany ny olom-pehezina [1.1]
Explications en anglais Same as baranahiny [1.2]
Explications en français Nom vrai ou fabuleux d'un roi excessivement débonnaire: Fanjakan' i Baroa (La cour du roi Pétaud, pétaudière) [1.3]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/21