Entrée | 1 fanambinana |
Radical | 2 ambina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Vintana tsara avy amin' ny lahatra Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitanao fianarana talohan' ny ady [1.1] |
Explications en anglais |
5 good fortune [1.7] |
Explications en français |
6 prospérité, la chance [1.8] |
Exemples |
7 Fa fitahiana sy fanambinana avy aminy no ahefana manolotra.
[2.59#]
|
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot fanambinana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |