Entrée fanahy fito (ahy, fito)
Partie du discours locution
Définition malgache toetra tsara mahay mandefitra, miara-mifaly amin' izay mifaly ary mfara malahelo amin' izay malahelo [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31