|
|
|
|

Teny iditra 1  fito
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro
4 Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 seven. [Jav. pitu.] [1.2]
6 seven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sept [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  8 7
9 VII [3.1]
Ohatra  10  Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo. [2.472#107]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  30  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 38 misy io teny io
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  33  Ny isa
34  Fifanampiana
35  Fampitomboana
Lahatsoratra  36 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  fito, 37 foty

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07