| Entrée | 1 famotopotorana |
| Radical | 2 fotopototra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanadihadiana, famakafakana [1.1] |
| Explications en français |
5 information [1.4] 6 enquête, sondage [1.13] |
| Exemples |
7 sady nitombo be ihany ny famotopotorana nataony tamin' ny nitsarana ny vahoaka.
[1.38]
8 Miankina amin’ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan’ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|