|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  famoizana
Fototeny  2 foy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 rejection, abandonment ; renunciation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action d’abandonner, de renoncer
6 Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou fandroana [1.3]
7 action de renoncer, de perdre [1.8]
Ohatra  8  dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy! [2.59#]
Voambolana  9  Ontam-po
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)11  famoizana
Fototeny  12 foy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Fahavakisana vay, famoahana nana [1.1]
Voambolana  15  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)16  famoizana
Fototeny  17 foy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony
20 Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy
21 Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse.
23 A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc.
24 the last ceremonies performed for the dead. See afana [1.2]
Voambolana  25  Fahasalamana 26  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09