|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  foy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo
16 Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy
17 Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra
18 Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 hatched
20 suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout
21 secret conversation becoming known [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22 éclos [1.3, 1.82]
23 percé [1.3, 1.5]
24 divulgué [1.3, 1.5]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how foy
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 27  foy
Sokajin-teny  28  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
29  Ny ankehitriny :
30  Ny lasa :
31  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  47 [Antesaka] ilaozana, ialana [1.78]
48 Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  49 abandoned, given up [1.2, 1.7]
50 forsaken, deserted, despaired of. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  51 abandonné [1.8, 1.5, 1.82]
Ohatra  52  ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [2.48]
53  Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996]
Fikambanana  54  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how foy
Ohabolana  55  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3) 56  foy
Sokajin-teny  57  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  58 [Antesaka] qui ose [1.82]

Fivaditsoratra  59 fio, foy, 60 ofy

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17