|
|
|
|

Entrée1  fakana
Radical  2  aka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay
Fiantsoana: Fakana miaramila [1.1]
Explications en français  5  L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend [1.3#13]
Exemples  6  Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117#]
7  Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana. [2.471#]
8  Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano; [1.519#]
Tous les mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot fakana

Anagrammes  14 ankafa, 15 fakana, 16 fanakà, fanaka, 17 kafana

Mis à jour le 2025/09/19