| Entrée | 1 fahazarana |
| Radical | 2 zatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 habit; familiarity from use or practice or acquaintance [1.7] |
| Explications en français |
6 habitude [1.3#869, 1.8] 7 familiarité par suite d'habitude [1.8] |
| Exemples |
8 Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava.
[2.643#]
9 Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369#] |
| Tous les mots composés | 10 entim-pahazarana |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 faharazana, 13 fahazarana, 14 hafa razana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|