|
|
|
|

Entrée1  fahajambana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  jamba
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana
Explications en français  5  [1.3#291] la cécité, l'aveuglement
Exemples  6  [2.996#] Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina
Vocabulaire  7  Santé
Synonymes  8  hajambana

Mis à jour le 2025/08/02