|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hajambana |
| Fototeny | 2 jamba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 la cécité, l'aveuglement
[1.3#291] |
| Ohatra |
6 hilatsaka amin' ny hajambana ny sasany amin' Israely, mandra-piditry ny hafenoan' ny jentily.
[2.996#]
|
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 8 fahajambana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|