|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manetry
Fototeny  2 etry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga hidina, mandetsy: Manetry ny tany ny ranonorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to humble; to reduce in rank [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 humilier, rabaisser, réduire en rang ou dignité: [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  manambany tena, 12  manao tsinontsinona ny tena, 13  manaratsy tena, 14  manaratsy tena toa omby hantsika, 15  manavazin-tena, 16  manetry tena, 17  manivaiva tena, 18  mietry tena, 19  mivazina
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how manetry

Teny iditra (2/2) 21  manetry
Fototeny  22 setry
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 Mamaly [1.1]
Haiendriteny 
25  Ny ankehitriny :
26  Ny lasa :
27  Ny hoavy :
28  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  manetry, 29 mitrenà, mitrena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/24