Entrée | 1 egò |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 folo (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1] |
Explications en français |
4 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280] |
Exemples |
5 Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego.
[2.356#]
|
Vocabulaire | 6 Jeu |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |