Entrée (1/2) | 1 efitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavatra atao eo anelanelan' ny zavatra roa tiana ho voasaraka: Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo Ireo fizarazarana amin' ny trano iray voasaraky ny rindrina: Misy efitra dimy ny tranonay (ny fizarazarana amin' ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra: Misy efitrefitra firy io lalimoara io?) [1.1] |
Explications en anglais |
4 a partition ; a border or boundary [1.7] |
Explications en français |
5 Cloison, séparation, ce que l'on met entre deux comme de la paille entre des bouteilles, un papier entre deux feuillets: Manify loatra ny efitra mampisaraka ny efitsika (La cloison qui sépare nos chambres est trop mince) ~ Asivy efitra ny tavoahangy, fandrao vaky (Mettez une séparation entre les bouteilles, de peur qu'elles ne se cassent) ~ Asivy efitra ireo taratasy ireo mba tsy hitangaro (Mettez une séparation entre ces papiers pour qu'ils ne se mêlent pas) Chambre, appartement, compartiment: Misy efitra telo ny tranoko (Il y a trois chambres ou appartements à ma maison) ~ Misy efitra dimy io lalimoara io (Il y a cinq compartiments dans cette armoire) [1.3] 6 cloison, séparation [1.8] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 29 7 combinaisons de ce mot |
Synonymes | 30 efitse |
Proverbes | 31 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/2) | 32 efitra |
Partie du discours | 33 nom |
Explications en malgache |
34 faritra [Taimoro]
[1.78] 35 Tany foana tsy misy olona: Tana be efitra any Afrika. [1.1] 36 tany karankaina tsy misy mponina [1.13] |
Explications en anglais |
37 a desert, a wasteland [1.7] |
Explications en français |
38 désert [1.3, 1.8, 1.13] 39 pays inhabité ou peu habité: Betsaka ny tany efitra eto Madagasikara (Les pays inhabités sont nombreux à Madagascar [1.3] 40 terre inhabitée [1.8] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 42 3 combinaisons de ce mot |
Anagrammes | 43 efitra, 44 ferita, 45 fietra |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |