|
|
|
|

Teny iditra1  mifampiefitra
Fototeny  2 efitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Mivory daholo ny firazanan' ilay zaza, hifamafy rano izy rehetra fa sao misy fo mifampiefitra amin' ny ray aman-drenin' ilay zaza, na ny vatan' ilay zaza. [2.436#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29