Entrée difotra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary
Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita
Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly [1.1]
Explications en anglais Submerged, overwhelmed [1.2, 1.7]
 Deluged. See safotra, tondraka [1.2]
Explications en français Submergé, dépassé par [1.3, 1.8]
 Plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert [1.3]
Exemples 
1Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina. [1.38]
2Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31