|
|
|
|

Entrée (1/3)1  deka
Partie du discours  2  Non spécifié
Dérivés 
3  Verbes actifs :
Explications en anglais  4  [1.2]

Entrée (2/3)5  deka
Partie du discours  6  nom
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Noms :
Explications en malgache  10  [1.78] [Bara] sabaka ranjo
Synonymes  11  leka

Entrée (3/3)12  de
Partie du discours  13  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  18  [1.1] Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra
Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony.
Explications en anglais  19  [1.2] an aide-de-camp
Explications en français  20  [1.3] Aide-de-camp
Exemples  21  [2.270#] Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako.
22  [2.59#] Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief.
Autres orthographes  23  daika, dekana

Anagrammes  24  deka, dekà

Mis à jour le 2025/08/10