|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 banabana |
| Fototeny | 2bana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra, indrindra varavarana na vavahady, mivoha tanteraka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 wide open, un-closed, as a door. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 se dit des portes et des fenêtres ouvertes en grand [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 21bana |
| Mpanahaka | 22 danadana, 23 sanasana, 24 tanatana |
| Teny iditra (2/3) | 25 banabana |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Fitondrana zavatra eo amin' ny felatanan-droa ka aingaina tandrifin' ny soroka ho fomba fanajana [Sakalava]
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 28 banabana |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 (qu'il faut ouvrir en grand; allusion au trou très important qu'il faut creuser pour arracher ce tubercule). Dioscorea seriflora Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule énorme, atteignant jusqu'à 1m20 de long. On ne le consomme qu'après cuisson. [Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 31 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|