|
|
|
|

Teny iditra1  bailoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Tortu, de travers. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  9  bilaka, 10  biloka, 11  meloka, 12  mibirioka, 13  miolana, 14  mivaona, 15  mivilana

Fivaditsoratra  16 akobila, 17 bailoka, 18 boliaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31