|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 biloka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 courbe
[1.13] |
| Ohatra |
4 Ny tongotra dia henjana no biloka!
[1.508#]
|
| Voambolana | 5 Matematika: rafitsary |
| Tovy hevitra | 6 mailoka, olika |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 bakoly, biloka, 9 bokaly, 10 bolaky, 11 bolika, 12 kalibo, 13 kibola, 14 kobila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|