| Entrée | 1 mibirioka |
| Radical | 2 birioka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark. [1.2] |
| Exemples |
6 Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Analogues | 11 mivily, misondrovaka, mivaona, miviona, mibisioka, manindao sidina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|