|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 sitting or standing in a straddling manner.. [1.2]
4 a straddling. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 Position des membres écartés, surtout des jambes. [1.3]
6 position des jambes écartées. [1.8]
Ohatra  7  Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe. [2.472]
8  Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)21  bahana
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 an impediment, a hindrance, a barrier.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 barrière. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  27 baham-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09