|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 abahana |
| Fototeny | 2 bahana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mibahana, atsivetraka mba haka toerana be, asakana: Aza abahana eo ny tongotrao fa andehanan' ny olona eo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be stretched apart, as the feet in straddling..
[1.2] 6 to be spread apart (of the legs); to be put in the way. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Qu'on écarte.
[1.3] 8 qu'on écarte (se dit des jambes, d'une échelle). [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 abahana |
| Fototeny | 14 bahana |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 to be used for an impediment, to be made a hindrance..
[1.2] 17 to be put in the way. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 avec quoi on fait barrière.
[1.3] 19 qu'on met pour barrer le chemin, monopoliser le lieu; avec quoi on fait barrière. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|