|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 avotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fanongotana.
[Betsimisaraka, Tanala]
[1.78] 4 Famonjena. 5 Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza. 6 Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 ransom, redemption.
[1.2] 8 price; means of effecting a ransom. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 rachat, rédemption, rançon.
[1.3, 1.8] 10 achat d'esclaves, prix, secours. [1.3] |
| Ohatra |
11 avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny!
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 29 avotra |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 Fanongotana ny ketsa hafindra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
32 See ombotra, ongotra.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 arrachement, extirpation.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 36 avotra, 37 ovatra, 38 voatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|