Entrée | 1 avonavona |
Radical | 2 avona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 avona [1.1] |
Explications en anglais |
5 pride, haughtiness [1.7] |
Explications en français |
6 [duplicatif] [1.3#68] 7 orgueil, hauteur [1.8] |
Exemples |
8 Tsy be avonavona fa azo itokiana.
[1.437#]
9 Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298] 10 Ankehitriny isika dia manatri-maso karazana fahapotehan' ny avonavona. [1.369#] 11 tsy avonavona na tsy fitiavana, fa misy antony tsy ahaizako manaiky ny fangatahany. [2.499#79] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 17 Emotions |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot avonavona |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |