|
|
|
|

Teny iditra1 avo roa heny
Singan-teny  2avo, 3roa, 4heny
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  6 twice as much, twice as many [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 deux fois plus [1.8]
Ohatra  8 avo roa heny ny mety ahavoazan'ny olona voan'ny VIH ny tazo [2.424#]
Tovy hevitra  9roa heny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11