|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 heny |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus) [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 heny |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 réel, vraiment. (edy, ankitiny, tokoa) [Tankarana]
[1.19] |
| Kamban-teny rehetra | 12olon-tsy heny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|